FITSIDIHAN’NY MINISITRY NY ATITANY SY NY FITSINJARAM-PAHEFANA NY FARITRA MATSIATRA AMBONY
Anisan’ny efa nahavita dingana lavitra na ny Grand Lyon,izay misehatra eo amin’ny rano fisotro madio, ny tontolo iainana,ny fahadiovana sy ny fidiovana , na ny Centre Regional d’Observation et de Communication (CROC) Region Haute Matsiatra anisan’izany ny fanadihadiana ifotony teny anivon’ny Kaominina, ny famoriana ireo antontan-kevitra isaky ny sampandraharaha, sns. Ankehitriny dia misy ny fiaraha-miasa matotra […]