Non classé

TELETHON FARITRA MAHATSIATRA AMBONY

Vita tolotra teo anivon’ny BNGRC ny Vola voaangona tamin’ny Téléthon izay niantsoana ny vahoakan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony hiara-hientana hanome tolo-tànana ho an’ireo Faritra rahavavy izay niharam-pahavoazana nandritry ny fandalovan’ny andro ratsy teto Madagasikara.Etoana dia tsy hay ny tsy hisaotra ireo rehetra nandray anjara na fikambanana na olon-tsotra.Ny firaisan-kinan’ny Faritra Mahatsiatra Ambony no nasehontsika.Tsy nitsanga-menatra isika […]

Share