Non classé

FIVORIANA ISAM-BOLAN’NY STD

Notanterahina androany ny fivoriana iraisan’ireo sampandraharaham-panjakana rehetra eto anivon’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.Nandray anjara tamin’izany ny Goverinora,ny Solombavambahoaka, ny Prefet sy ny avy ao amin’ny CU Fianarantsoa.👉 Nisy ny toromarika avy amin’izy ireo mahakasika ny amin’ny tokony hanatsarana ny asam-panjakana eny anivon’ny sampandraharaham-panjakana mba hamaly ny filan’ny vahoaka,ny famahana ny olan’ny famatsian-drano sy ny tsy fandriampahalemana eto […]

Share