Non classé

FAMBOLEN-KAZO COMMUNE RURALE VOHIBATO OUEST

« NDAO HAMBOLY HAZO… Ho fanohizana ny ezaka <<Madagasikara Rakotra Ala>> izay vinan’ny Filoham-pirenena, iraisan’ny Faritra rehetra manatontosa; ny Goverinoran’ny Faritra Mahatsiatra Ambony dia faly manasa anao hiara-hanatanteraka ny fambolen-kazo izay karakarain’ny Faritra Mahatsiatra Ambony.Izany dia hatao ao amin’ny Distrikan’i Vohibato,CR Vohibato Ouest ny Zoma 14 Febroary 2020 amin’ny 8:30 maraina.Raiso ny andraikitrao, entano ny namana,Ndao […]

Share