Non classé

Fahatsiarovana ny COLONEL Richard RATSIMANDRAVA

11 Febroary 1975 – 11 Febroary 2020 : 45 taona Fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Fahatsiarovana ny COLONEL Richard RATSIMANDRAVA sy ireo mpitandro filaminana maty teo ampanatanterahana ny iraka nampanaovina azyNotanterahina teny amin’ny Tobin’ny Zandarimariam-pirenena eny Tsaramandroso ny lanonam-pahatsiarovana ity datin’ny 11 Febroary ity niarahan’ny miaramila, ny Zandarimaria ary ny Polisy , ary nanasana ireotompon’Andraikim-panjakana eto an-toerana.Natomboka tamin’ny […]

Share