CONTRAT DE TRAVAIL MPAMPIANATRA FRAM
Natolotra androany ny Contrat de Travail, handraisana ho mpiasam-panjakana raikitra ireo mpampianatra FRAM miisa 350 eto anivon’ny Faritra. Izany dia ho fanatanterahan’ny Filoham-pirenena ny fampanantenana nataony momba ny handraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra FRAM manerana ny Nosy, ho fanalana fahasahiranana ireo ray aman-drenin’ny Mpianatra ary indrindra ho fitsinjovana ny fanatsarana ny tontolon’ny fanabeazana. Notanterahina tao […]